|
|
|
|

Entrée 1  manaporofo
Radical  2 porofo
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 manamarina [1.1]
Explications en français  9 justificatif, justificative [1.4.fr#460]
Exemples  10  Tsarovy ireo ohabolana malagasy manaporofo ny maha-iray ny olombelona! [2.285#]
11  Ireto mbola misy ohatra vitsivitsy manaporofo ny firoboron' ny varotra sy famarinan' olona nataon' ny Holandey. [2.366#]

Mis à jour le 2026/04/20