|
|
|
|

Entrée1  fanaporofoana
Radical  2  porofo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanamarinana: Maivana ny fanaporofoanao ny lazainao [1.1]
Explications en français  5  l'action de prouver, la preuve [1.3#493]
6  démonstration [1.13]
Exemples  7  Natao ho fanaporofoana ny fahamarinana ananan' ny mpiteny, noho izany, ny fisotroana tangena sy ozona izay teneniny. [1.519#]
8  Ireo fanapahan-kevitra noraisina faramparany izao^2 dia mirona amin' ny fanaporofoana fa ny fitondram-panjakana dia nisafidy ny nifanarahana antsoina hoe "agrobusiness" [4.27#]

Mis à jour le 2023/01/07