Entrée | 1 mivonto |
Radical | 2 vonto |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona |
Explications en anglais |
5 [1.7] to swell up, to puff out |
Explications en français |
6 [1.8] s'enfler 7 [1.13] ahena ny mivonto: diminuer l'enflure |
Exemples |
8 raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48] |
Vocabulaire |
9 Santé |
Morphologie |
|
Analogues | 14 mibokitra, mivohitra, mibonabona, mibontsina, mibontana, mizihitra, mivozihitra |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot mivonto |
Anagrammes | 18 mivonto, notovim, tinovom |
Mis à jour le 2023/01/20 |