|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mibontsina
Radical  2  bontsina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mizihitra: Efa nibontsina ve ilay baolina?
Mihalehibe kibo (enti-milaza zazavavy bevohoka ivelan' ny fanambadiana)
Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka izany Rabe hatramin' ny nahafahany fanadinana
5  [1.13] mizihitra
Explications en français  6  [1.13] gonfler
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)12  mibontsìna
Radical  13  bontsina
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mibontsina [Liste complète]
Explications en français  15  [1.3]

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21