Entrée | 1 mivohitra |
Radical | 2 vohitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mibontsina, kibotaina: Andry mivohitra Mibokitra, mivohon-tsotro: Mivohitra ny arabe eto ho eto |
Explications en anglais |
5 [1.7] to swell, to bulge |
Explications en français |
6 [1.8] être bombé |
Exemples |
7 Hila tsy hisy fiavahana amin' ny saokany intsony ny tendany ary mifaninana mivohitra amin' ny mokon-dohany ny vozony. [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |