Entrée (1/2) | 1 misalovana |
Radical | 2 salovana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara |
Explications en anglais |
5 [1.7] to go ahead of others; to interfere with other people's business |
Explications en français |
6 [1.8] se mettre devant quelqu'un; se mêler des affaires d'autrui |
Exemples |
7 Koa tandremo sao misy entim-poaka mandrasa tsy tompony, ary misalovana ny anjaran' ny Manjaka. [2.587#] 8 Nomena andraikitra lehibe vaovao misalovana ny kaominina amin' ny fahefany izy ireo, kanefa tsy nisy fiaraha-midinika nifanaovany tamin' ny ben' ny tanàna mikasika ny hanatanterahana an' izany miaraka. [4.27#] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mitakatra, mitsabaka, miditra, misalehotra, manao bingo mahao matso |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot misalovana |
Entrée (2/2) | 15 misalovàna |
Radical | 16 salovana |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif misalovana [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |