Entrée (1/2) | 1 miditra |
Radical | 2 iditra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy dia niarahaba Manaiky hiray amin' ny fianakaviana na hikambana amin' ny fikambanana iray: Te hiditra ho zanakareo aho ka mangataka ny zanakareo vavy aivo ho vady ~ Niditra ho miaramila Rakoto Manomboka miasa: Amin' ny valo no miditra ny mpiasa Mikasika zavatra tsy raharahan' ny tena: Aza miditra amin' izany ianao fa zavatra tsy hainao izany Anaovana ka mahatonga: Misy iaro maro samihafa miditra amin' ny savony Tonga betsaka: Miditra ny volan' ny fiarakaretsaka rehefa faran' ny volana |
Explications en anglais |
5 [1.2] to enter, to go in. |
Explications en français |
6 [1.13] entrer, pénétrer |
Exemples |
7 sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470] 8 Dia vita ny oha-jaza, dia miditra ao an-trano. [2.48] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mitsabaka, mitsofoka, mitsorofoka, mijoloka, miditra maninteraka, miborobaka, mitsopaka, mitsoropaka, mitsotaka, maninteraka, mandroso miroso, misosososo, mijolonjolona, misolontsolona, misoko, misovoka, mirotsaka, milatsaka, miroboka, mitsoboka, mitsabaka, manao tsobodranon-dramiangaly |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 33 Proverbes contenant le mot miditra |
Entrée (2/2) | 34 miditra |
Radical | 35 ditra |
Partie du discours | 36 verbe actif |
Explications en malgache |
37 [1.1] Manao ditra: Miditra handeha Zomà ny zafikeliko |
Explications en français |
38 [1.3] s'opiniâtrer, résister, ne pas céder |
Morphologie |
|
Analogues | 43 mitokona, mitokozihitra, mihenahena, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka |
Mis à jour le 2024/12/11 |