|
|
|
|

Entrée1  mikiribiby
Radical  2  kiribiby
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitana mafy ny heviny tsy azo atao ahoana amin' ahoana: Mikiribiby hitondra ny zanany hanaraka azy izy ka tsy hita izay hatao [1.1]
Explications en anglais  5  to be obstinate in evil ways [1.7]
Explications en français  6  L' obstiné s' entête comme les animaux. [2.415#6367]
7  s'obstiner dans le mal [1.8]
Exemples  8  Saika tsy misy haintsika ny momba ireo relijiozy vavy, ireo pretra sy ireo mpino tsotra izay aina takona, aina tsy mirehareha, nefa tena mifofotra mafy, mikiribiby, ain' ny Fiangonana isan' andro vaky. [1.369#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/20