|
|
|
|

Entrée1  misoko
Radical  2  soko
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Taisaka] mandeha mora mba hisambotra
5  [1.1] Miditra, mitsofoka mangingina: Nisoko tao anatin' ny tamboho tao ny adala dia nangala-boankazo
Mangalatra mangingina: Nisoko ny bokiko Ibalita
Ampiasaina eo alohan' ny matoanteny hafa iray ka manao mangingina ny asalazain' io matoanteny io no heviny amin' izany: Nisoko namangy ny reniny nanavy izy nandritra ny tsy nahatao an' ilay renikeliny
Explications en français  6  [1.3#620] Aller doucement, se faufiler, agir en cachette; faire, prendre, voler en cachette ; surprendre: Nisoko tao anatin’ ny tamboho izy ka nangalatra voankazo (Il s’est faufilé dans l’emplacement et a volé des fruits) ~ Nisoko namangy havana izy (Il est allé visiter ses parents en cachette) ~ Nisoko ny bokiko ilay kary (Ce coquin a volé mon livre en cachette)
Exemples  7  ary tsy miditra misoko amin'ity tany ity. [2.588#]
8  misoko toa ranom-panala, an-koditra vao mahangoly. [2.296#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  14  misoko, sokoim

Mis à jour le 2023/05/14