Entrée | 1 miparitaka |
Radical | 2 paritaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Miely tsy amin' ny toerana iray, mihahaka, mipariaka: Vonjeo fa miparitaka ny ondry 5 Mandositra atsỳ sy arỳ, hatraiza hatraiza: Niparitaka ny ankizy nony tonga ny polisy 6 Misafotofoto, mifotofoto, misavorovoro, misaritaka: Tsy ho vita haingana ity fa miparitaka ny kofehy [1.1] 7 miely [1.13] |
Explications en anglais |
8 to scatter [1.2, 1.7] |
Explications en français |
9 s'éparpiller [1.8] 10 se disperser [1.13] |
Exemples |
11 miparitaka manodidina ny trano lay ny lasin' ny mpiasa. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 16 Mipariaka, mihahaka, miely, mielipatrana, miparasaka, miparasadrasaka, misaratsaraka, mameno tanety, mihanaka, miitatra |
Anagrammes | 17 miparitaka, mipatriaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |