Entrée | 1 miely |
Radical | 2 ely |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy. |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be scattered, to be diffused |
Explications en français |
6 [1.8] se répandre, se propager |
Exemples |
7 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 miparitaka, mipariaka, mihahaka, miely patrana, miraraka, manao vary raraka, mihanaka |
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 miely, miley |
Mis à jour le 2023/08/11 |