Entrée | 1 misaratsaraka |
Radical | 2 saratsaraka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Exemples |
4 Raha misaratsaraka izy : fasika [2.285#307] 5 Dia nisaratsaraka be ihany ny mponina : ny sasany nianatsimo atsinanana nanampy ireo Mavorongo tany [2.357#83] 6 Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin'ny manda isika ka mifanalavitra. [2.996] |
Mis à jour le 2023/01/20 |