|
|
|
|

Entrée1  miferinaina
Mots élémentaires  2  mifery, aina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava
Explications en anglais  5  [1.2#180][miferin-aina] to sigh, to groan, to grieve
[miferin-aina] utterly unable to be happy or comfortable.
6  [1.7] to be in great suffering
Explications en français  7  [1.8] être dans la souffrance; souffrir
Exemples  8  tsy miferin-aina aho fa serena
nahoana hianao no lalin'endrika?
[2.131]
Vocabulaire  9  Emotions
Autres orthographes  10  miferinaina, miferinaina, miferitraina
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot miferinaina

Mis à jour le 2024/12/12