|
|
|
|

Entrée 1  miady
Radical  2 ady
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mifamely amin' ny basy aman-defona: Mahay miady ny tari-dRamarovokatra noho ny an-dRamarovolana
9 Mifampitory eny amin' ny fitsarana: Miady lova ireto olona ireto
10 Mifanditra, tsy mifanaraka: Tsy manao afa-tsy ny miady ireo zaza mifanarakaraka ireo
11 Mikaona tsara: Miady tsara lahy ny rafitr' itỳ lalimoara itỳ [1.1]
Explications en anglais  12 To fight, make war [1.2, 1.7]
13 to quarrel, to contend in words or deeds. [1.2]
14 to fit closely together, to correspond exactly [1.7]
Explications en français  15 Se battre, être en guerre, faire la guerre [1.3, 1.8]
16 être en procès, se disputer
17 être joint, s'accoler, se mélanger, être comparé, confronté, se rapporter au type [1.3]
18 être bien ajusté; correspondre [1.8]
Exemples  19  Tsy maintsy miady hatramin' nyfarany aho. [2.471#72]
20  Fantatsika fa miady ny tany ankehitriny, hoy izy. [2.472#129]
Analogues  21  mandrafitra ady, 22  miady, 23  mifamango, 24  mifamely, 25  mifamely antsamotady, 26  mifamovoka, 27  mifampikatroka, 28  mifanafika, 29  mifanakofoka, 30  mifanakotika, 31  mifanandrina, 32  mifanangana, 33  mifananika mifanora-bato, 34  mifanao ambakiloha, 35  mifanao ankolafiny, 36  mifanao mandrosoa fa masaka ny lohomby, 37  mifanatrika, 38  mifandazo, 39  mifandramatra, 40  mifandringana, 41  mifandripaka, 42  mifandrotika, 43  mifanjenjina, 44  mifanjinja, 45  mifanondro basy aman-defona, 46  mifanorotoro, 47  mifanotohoto, 48  mikatroka, 49  mikatroka, 50  mikitra, 51  mikitrana, 52  mipaka, 53  rafitra ady
Combinaisons  54  32 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miady
Proverbes  55  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  56 amidy, 57 i mady, miady, 58 midia

Mis à jour le 2026/04/22