|
|
|
|

Entrée1  matory (tory)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Latsaka ao anatin' ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary [1.1]
Explications en anglais  4  to sleep [1.7]
Explications en français  5  dormir [1.8]
Exemples  6  Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324]
7  manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470]
8  na matory na tsy matory, tsy re ny moka. [2.472]
9  Impiry aho no nitantara tamin' ise fa misy aloka maneloelo ny fiainako, saingy nilaozan' ise natory? [2.5]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  Mandry, midaboka, mandamoka, mibafoka, mibonoka, mifonoka, mandry mitsilany, mandry mihohoka, mandry mihorirana, mandry ilika
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot matory

Mis à jour le 2023/08/01