Entrée (1/2) | 1 midabòka |
Radical | 2 daboka|dabòka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mamoaka feo midoboka |
Exemples |
5 Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. [2.606] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 10 midaboka |
Radical | 11 daboka |
Partie du discours | 12 verbe actif |
Explications en malgache |
13 [1.1] Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany |
Explications en anglais |
14 [1.2] to fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down |
Explications en français |
15 [1.3] s'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché |
Exemples |
16 Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. [2.649] 17 ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! [1.232] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 22 miandaboka |
Mots composés |
|
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot midaboka |
Anagrammes | 25 |
Mis à jour le 2025/01/21 |