|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manotrika
Radical  2  otrika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitahiry vain' afo ao anaty lavenona: Manotriha afo
Manao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo
Manafina, mampiery, mampamitsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miafina, miery, mifitsaka
5  [1.13] mametraka amin'ny toerana mafana sy mihiboka
mitombo na mamorivory tratran'ny kavingy
Explications en anglais  6  [1.7] to ripen fruit in a closed space
Explications en français  7  [1.13] faire mûrir
fermenter
mettre en latence
8  [1.8] faire mûrir des fruits artificiellement; comploter
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)14  manotrika
Radical  15  kotrika
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  [1.78] [Bezanozano] mikotrika

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21