|
|
|
|

Entrée1  mikotrika
Radical  2  kotrika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony
Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona
Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana
Explications en anglais  5  [1.7] to sit on eggs
Explications en français  6  [1.8] couver des oeufs
Vocabulaire  7  Zoologie: (en général)
8  Economie: élevage
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mikotrika

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21