|
|
|
|

Entrée (1/3)1  otrika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila.
Explications en français  4  [1.196] Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé. On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique. [Merina]
Vocabulaire  5  Botanique
Morphologie 
6  Simple :
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot otrika

Entrée (2/3)14  otrika
Partie du discours  15  nom
Explications en anglais  16  [1.7] an ambush
Explications en français  17  [1.8] embuscade
Dérivés 
18  Verbes passifs :
Mots composés 
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot otrika

Entrée (3/3)26  otrika
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28  [1.1] Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho
Explications en français  29  [1.54] petite poule d'eau
Exemples  30  Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Vocabulaire  31  Zoologie: oiseaux

Anagrammes  32 

Mis à jour le 2025/01/21