Entrée (1/2) | 1 manomboka |
Radical | 2 tomboka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko 5 Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy 6 Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra [1.1] |
Exemples |
7 manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. [2.470] 8 Amin' ny fito no manomboka ny asa, dia mijanona amin' ny iray. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 manao satrany, misantatra, manantatra, mitokana, manandrana, mamaky lay, misava ranon' ando, manintsana avido, mamaky tantana mamaky sarona, miala faditra ahitra, miala kopakopaka, mamari-body, tonga dia vavany, mitarika |
Entrée (2/2) | 14 manomboka |
Radical | 15 tomboka |
Partie du discours | 16 verbe actif |
Explications en malgache |
17 Manisy marika amin' ny vy mahamay, mitetika: Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 22 mambokona, mambonoka, mañakombo, manomboka |
Mis à jour le 2020/07/31 |