|
|
|
|

Entrée1  manandrana
Radical  2  andrana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby vao novidiko aho rahampitso
Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin' ity paiso itý ianao fa hankasitraka aoka izany
Explications en anglais  5  [1.2] to taste, to try, to prove, to commence.
Explications en français  6  [1.3] essayer, goûter
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot manandrana

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21