|
|
|
|

Entrée1  misantatra
Radical  2  santatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao namampiasa na mihinana zavatra (vary, voankazo...) vokatra voalohany: Ianao izao no hisantatra iny elo vao novidiko iny ~ Omaly izahay no nisantatra ny vary vokatra tamin' ity taona ity
Explications en anglais  5  [1.7] to taste the first-fruits
Explications en français  6  [1.8] manger les prémices du riz; débuter
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21