Entrée (1/2) | 1 mankalaza |
Radical | 2 laza |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] manome voninahitra lehibe, midera: mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy ho azy ny firenena manao amim-pomba be voninahitra: hankalaza ny fetin' ny krismasy isika atsy ho atsy |
Explications en anglais |
5 [1.2] to glorify, to exalt to report a person as having been guilty of some bad deed |
Explications en français |
6 [1.3, 1.5] publier, glorifier 7 [1.3] solenniser, fêter, remercier: Mankalaza anao aho noho ny soa nataonao tamiko (Je vous remercie à cause du bien que vous m'avez fait) |
Exemples |
8 Novorian-dRalambo tao Ambohibato ny vahoaka, ka nasainy hiara-mankalaza aminy ny nandreseny an' Andrianafovaratra. [2.508#35] 9 Tamin' ny lanonana tamin' ny faran' ny Jolay dia firenena tokony ho fitopolo avy any am-pita no nandefa solontena hiara-mankalaza ny fahaleovantenan' i Madagasikara. [2.113#] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 mandaza, midera, manome voninahitra, manome laza, mankasitraka, manaja, mandritika, mihoby, manakora, mitehaka, manondrotra, mananoano, manandratra, mampakatra, manambony, manangana, manangitrangy, mananampempa, manantoana, manandratsandratra, manandriana, manajohary, mitsoaka |
Entrée (2/2) | 15 mankalazà |
Radical | 16 laza |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mankalaza [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/28 |