Entrée (1/2) | 1 mampakatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mitondra amin' ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty ambony rihana? manondrotra: Izaho ihany no nampakatra anao amin' io toerana io Mitondra amin' ny lehibe: Nampakatra fitarainana any an-tampony aho |
Explications en anglais |
4 [1.2] To send for; to procure; to fetch up, or carry up 5 [1.7] to lift up |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] soulever, faire monter |
Exemples |
7 [2.471] Hoy izy nampakatra ny sorony sady nihomehy. 8 [2.470] Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. |
Radical | 9 akatra |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 18 mampakatra |
Partie du discours | 19 verbe actif |
Explications en malgache |
20 [1.1] Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Vao tamin' ny asabotsy teo no nampakatra an-dRazanany Rabe |
Explications en anglais |
21 [1.2] to marry (a wife). 22 [1.7] to marry a wife |
Explications en français |
23 [1.3, 1.8] épouser une femme |
Exemples |
24 [1.38] nampakatra an'i Estera zatovovavy 25 [1.38] Noho izany dia nampakatra ny zanakavavin' i Farao izy ho vadiny. |
Radical | 26 akatra |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |