|
|
|
|

Entrée (1/2)1  midera
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra
Explications en anglais  4  [1.2] to praise, to celebrate, to glorify, to exalt
5  [1.7] to praise, to speak well of
Explications en français  6  [1.3, 1.8] louer, exalter
7  [1.3] célébrer
Exemples  8  [2.472] Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa.
Radical  9  dera
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  miderà
Partie du discours  15  impératif du verbe actif midera [Liste complète]
Explications en malgache  16  [1.1]
Explications en français  17  [1.3]
Radical  18  dera

Anagrammes  19  deraim, ideram, midare, midera, miderà

Mis à jour le 2025/04/14