Entrée (1/2) | 1 maniry |
Radical | 2 iry |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [Tanala]
[1.78] 5 Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy 6 Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1] |
Explications en anglais |
7 to wish for, to desire [1.7] |
Explications en français |
8 désirer, convoiter [1.8] |
Vocabulaire |
9 Emotions |
Morphologie |
|
Analogues | 14 mitady, mangirika, mandritika, mikatsaka, miharana, mangetaheta mitsiriritra, milendalenda, mitelin-drora, milela-tanana, mitomany, mibidibidy, mirary |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot maniry |
Entrée (2/2) | 18 maniry |
Radical | 19 tsiry |
Partie du discours | 20 verbe actif |
Explications en malgache |
21 Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako 22 Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona 23 Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1] |
Explications en anglais |
24 to sprout, to grow [1.7] |
Explications en français |
25 pousser, croître [1.8] |
Vocabulaire |
26 Botanique: (en général) |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 32 Proverbes contenant le mot maniry |
Anagrammes | 33 maniry, mariny |
Mis à jour le 2023/01/20 |