|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manerona
Radical  2  erona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [1.1]
Explications en anglais  5  to growl or roar at [1.7]
Explications en français  6  gronder, rugir [1.8]
Exemples  7  Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [2.472]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot manerona

Entrée (2/3)13  mañerona
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  manendy kafe, ets. [Sihanaka] [1.78]

Entrée (3/3)16  maneròna
Radical  17  erona
Partie du discours  18  impératif du verbe actif manerona
Explications en malgache  19  [1.1]
Tableaux et planches  20  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  21  manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena, manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena, manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena

Mis à jour le 2023/01/20