Entrée (1/3) | 1 erona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fitezerana, fandrahonana Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra |
Explications en anglais |
4 [1.7] a growl, a roar |
Explications en français |
5 [1.3] l'action de gronder, de rugir, de réprimander 6 [1.8] grondement, rugissement |
Exemples |
7 ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy. [2.285] |
Vocabulaire |
8 Son |
Dérivés |
|
Entrée (2/3) | 13 erona |
Partie du discours | 14 adjectif |
Explications en malgache |
15 [1.78] [Taimoro]
hendry |
Entrée (3/3) | 16 erona |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 [1.1] Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona |
Mots composés |
|
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |