Entrée (1/2) | 1 manera |
Radical | 2 era |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mangata-bady [Taisaka]
[1.78] 5 Mitady zavatra hamidy amin' olona, manelanelana zavatra amin' ny mpividy sy ny mpivarotra: Rakoto no nanera io trano io tamiko 6 Manelanelana, mitaona vehivavy iray hisakaiza amin' ny lehilahy iray [1.1] |
Explications en anglais |
7 to provide a woman for immoral purposes [1.7] |
Explications en français |
8 procurer une femme; jouer l'intermédiaire [1.8] |
Exemples |
9 Ny mikiomy, ny manera vadin' andriana, ny mangaron-dapa, ny mandefona andriana, ny mandrendri-bahoaka, ny mitondra tany mitindra, ny mamono olona, ny ma nao ody mahery. [2.48] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 manangy |
Entrée (2/2) | 15 manerà |
Radical | 16 era |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif manera [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Anagrammes | 19 ameran, aneram, manare, manera, manerà, mareña, marèna, marena, menara, merana, namera, ramena |
Mis à jour le 2022/09/10 |