|
|
|
|

Entrée (1/4)1  erà
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
Explications en français  4  amont [1.3#128]
Vocabulaire  5  Espace
Synonymes  6  ira
Antonymes  7  ava
Mots composés 

Entrée (2/4)9  era
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
Dérivés 
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :

Entrée (3/4)15  era
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  filazana [Taisaka] [1.78]
18  fifanarahana [Bara] [1.78]
19  Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
Explications en anglais  20  consent, permission [1.7]
Explications en français  21  permission [1.3#128, 1.8]
22  action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128]
23  action de demander la permission [1.8]
24  avis [Taisaka] [1.82]
Dérivés 
25  Verbes actifs :
26  Verbes passifs :
27  Verbes relatifs :
28  Noms :
29  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (4/4)34  era    
Partie du discours  35  nom
Explications en anglais  36  fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Anagrammes  37  are, era, erà, rea

Mis à jour le 2023/06/15