|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ira
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka.
4  [1.13] landy, voafoly, voatsody
Explications en français  5  [1.13] écheveau
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :

Entrée (2/2)10  irà
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  [1.1] Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny
13  [1.13] toerana avo iavian'ny rano
Explications en français  14  [1.13] amont
Vocabulaire  15  Géographie: (en général)
Synonymes  16  erà
Antonymes  17  anava, ava
Mots composés 

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21