|
|
|
|

Entrée1  anava
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Betsimisaraka] ambany amin'ny rano
4  [1.78] [Sihanaka] any amin'ny alehan'ny rano
5  [1.13] ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray
Explications en français  6  [1.13] en aval
Exemples  7  [2.508#] Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be.
Vocabulaire  8  Géographie: (en général)
Radical  9  ava
Antonymes  10  anadrea
Analogues  11  fivalanana
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot anava

Anagrammes  13  anava, avana

Mis à jour le 2025/01/21