Entrée (1/2) | 1 manelatra |
Radical | 2 helatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandefa tselatra; mamirapiratra [1.1] |
Explications en anglais |
5 to lighten, to flash; fig. angry, hasty in temper. [1.2] 6 to flash, to gleam brightly [1.7] |
Explications en français |
7 briller, miroiter; faire des éclairs [1.8] |
Morphologie |
|
Analogues | 11 manelatrelatra, manjelanjelatra, mangirangirana, mamirapiratra, mitselatra, mahajemby, mahajambena, manjelatra, mihalontralona, manjopelaka, manjopiaka, mamono maso, tomaratra, tomaratara, mangoratsaka, mipendrampendrana, mitarataratra, mangiaka |
Entrée (2/2) | 12 mañelatra |
Partie du discours | 13 verbe actif |
Explications en malgache |
14 mamono maso rehefa tarafin'ny masoandro [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrammes | 15 manelatra, mañelatra, namelatra |
Mis à jour le 2023/01/20 |