|
|
|
|

Entrée1  manjelatra
Radical  2  jelatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamoaka hazavana: Misy kintana manjelatra noho ny sasany
Mamoaka hazavana toa tselatr' afo: Nanjelatra ny mason' ilay alika tao anatin' ny maizina. ~ Nanjelatra ny sabatra nosintonin' ny miaramila avy tao amin' ny tranony
Explications en français  5  [1.3] étinceler, jeter des éclats ou des éclairs de lumière, briller
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9  jelaka
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11