|
|
|
|

Entrée1  mihalontralona (halontralona)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin' ny alina 4  Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka [1.1]
Explications en anglais  5  bright, glittering, clear. Used of gold, silver, etc. [1.2]

Anagrammes  6  mihalontralona, miholantrolana

Mis à jour le 2023/01/20