|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mandrahona
Radical  2  rahona
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  manombana (ny andro) [Sihanaka] [1.78]
5  Misy rahona, rakotry ny rahona: Mandrahona ny andro ka mampatoritory [1.1]
Explications en anglais  6  cloudy [1.2]
7  to be cloudy [1.7]
Explications en français  8  être nuageux [1.3#499, 1.8]
9  être sombre, faire ombre [1.3#499]

Entrée (2/3)10  mandrahona
Radical  11  rahona
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13  Manaloka: Tokony hotapahina io hazo io fa mandrahona ny tranontsika
14  Manombana ho avy, mitrahotraho: Mitondrà elo fa mandrahona ny ranonorana
15  Manao fihetsehana milaza mialoha fa hamely, manambana: Mandrahona an' Ikoto Ramose ka mamitsaka Ikoto [1.1]
Explications en anglais  16  to threaten [1.2, 1.7]
17  to menace [1.2]
Explications en français  18  menacer [1.3#499, 1.8]
19  gronder [1.8]
Exemples  20  Rah'a nahita ny tabataba niseho sy ny loza mandrahona ireto mpitondra entana dia nariany ny entana ka nitsoaka niverina izy. [2.588#]
21  Indrisy toa misy loza mandrakariva mandrahona eo amin' ny tatao-masony eo sy manoloana azy Toa hisy zavatra hianjera toa zavatra hikorontana o? [2.895#]
Morphologie 
22  Présent :
23  Passé :
24  Futur :
25  Impératif :

Entrée (3/3)26  mandrahòna
Radical  27  rahona
Partie du discours  28  impératif du verbe actif mandrahona [Liste complète]
Explications en malgache  29  [1.1]
Explications en français  30  [1.3#499]

Anagrammes  31  amondrahan, anandroham, andrahonam, andronaham, anondraham, hamondrana, hanamondra, hanandroam, manandroha, mandrahòna, mandrahona, mandrohana, mandronaha, manondraha, nahandroam, namondraha, nandaroham, nandrahoam, nandroaham

Mis à jour le 2023/02/15