|
|
|
|

Entrée (1/3)1  rahona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro
Explications en anglais  4  [1.2] a cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.]
5  [1.7] a cloud
Explications en français  6  [1.3#499, 1.8] nuage
Exemples  7  Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [2.471]
8  Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin' ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana. [2.529#]
Vocabulaire  9  Météorologie
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Dérivés 
12  Adjectifs :
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot rahona
Article  23  Randzavola: rahona ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
24 

Entrée (2/3)25  rahona
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  [1.1] Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony
Explications en anglais  28  [1.2] fig. a threat, a menace
29  [1.7] a threat, a menace
Explications en français  30  [1.3#499, 1.8] menace
Dérivés 
31  Verbes actifs :
32  Verbes passifs :
33  Verbes relatifs :
34  Noms :
35  Adjectifs :
Analogues  36  rahonavis
Mots composés 

Entrée (3/3)38  rahona
Partie du discours  39  nom
Explications en anglais  40  [1.2] gilding
Dérivés 
41  Verbes passifs :
42  Noms :
43  Adjectifs :

Anagrammes  44 

Mis à jour le 2025/01/21