|
|
|
|

Entrée1  fandrahonana (rahona)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanombanana: Jereo ity fandrahonan' ny orana ka andeha hody 4  Rahom-bava: Tsy matahotra ny fandrahonanao aho [1.1]
Explications en anglais  5  a threat [1.7]
Explications en français  6  menace [1.3#499, 1.8]
Exemples  7  Ka hita fa teny fandrahonana ataon'ilay montana, hoy ny Komandy. [2.895#]
8  Nifaninjitra teo ny fifonana sy ny fandrahonana mandritry ny hateloana. [1.437#]
9  fandrahonana fotsiny io taratasy io ", hoy ilay 3 voninahitra anankiray; [2.357#]
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot fandrahonana

Anagrammes  11  fanandrohana, fandrahonana, fandronahana, fanondrahana

Mis à jour le 2023/02/15