Entrée | manda | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Explications en malgache | Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1] | |||||||||
Explications en français | Fortification, rempart Protecteur [1.3] | |||||||||
Exemples |
| |||||||||
Dérivés |
| |||||||||
Mots composés |
| |||||||||
Entrée | mandà (la) | |||||||||
Partie du discours | verbe actif | |||||||||
Explications en malgache | [Taisaka] Tsy manaiky [1.78] | |||||||||
Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1] | ||||||||||
(matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10] | ||||||||||
Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina;
mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso:
mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho Tsy mandray: mandà ny fahagagana izy Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana Mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1] | ||||||||||
Explications en anglais | To refuse; to deny [1.2, 1.7] | |||||||||
To reject [1.2] | ||||||||||
Explications en français | Refuser [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14] | |||||||||
Nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] | ||||||||||
Désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3] | ||||||||||
Explications en italien | Negare.
Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy:
io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato Rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato [1.18] | |||||||||
Exemples | Manda famaizana ny mpanota;
[2.996] | |||||||||
Morphologie |
| |||||||||
Mots composés |
| |||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mandà | |||||||||
Mis à jour le 2023/09/08 |
![]() |