Entrée | 1 manavia |
Radical | 2 havia |
Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
4 tsy hay atao tsara amim-pahakingana: Manavia ahy ny mandrafitra fa ny mamboatra ny milina no haiko [1.10#H136] 5 Mampiasa ny tanana havia 6 Mampanahirana, mampananosarotra, sarotra: Manavia ahy itý tohatra itý ~ Tsy manavia azy ny miteny anglisy 7 Mahamenatra, manahirankirana: Manavia ahy io olona io [1.1] |
Explications en anglais |
8 left, on the left side; to be unable to do a thing, to perplex. [1.2] 9 to be difficult or inconvenient for one [1.7] |
Explications en français |
10 |
Exemples |
11 Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany. [2.296#] 12 Mora taitra ny lazan-javatra ka very andro amin' izany, manavia azy ny asa-tena, hany ka manantena ny hafa fa malain-kisasatra. [1.381#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 16 manaviavia |
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 maivana, maivaña, manavia |
Mis à jour le 2023/01/20 |