Entrée | 1 manaviavia |
Radical | 2 haviavia |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 tsy hay atao tsara amim-pahakingana [1.10#H136] |
Exemples |
5 Nefa manaviavia raha atao hoe : Gol-Malay, ka na tonga taoriana aza ny Malay dia natao hoe : Malay Gola na Malay Gala, dia niova niandalana ka notsorina hoe Malagasy. [1.436#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 manavia |
Mis à jour le 2023/01/20 |