|
|
|
|

Entrée (1/2)1  havia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny haVAnana. [1.10#H135]
4  amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia [1.1]
Explications en anglais  5  the left side [1.2#241, 1.7]
6  the left hand [1.7]
Explications en français  7  la main gauche [1.3#227, 1.8]
8  le côté gauche [1.3#227, 1.8]
Exemples  9  Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko. [2.499#]
10  Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. [2.245#]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
15  unkLabel:5av: :
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot havia

Entrée (2/2)20  havia
Partie du discours  21  nom
Explications en français  22  qui est inférieur en grade à un autre [1.3]
Synonymes  23  haviany

Anagrammes  24  havia, vahia

Mis à jour le 2023/06/05