Entrée 1/8 manasa (sasa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manala loto amin'ny rano: lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky.
Mitovy hevitra: mamotsy ~ manadio ~ manakobana ~ manala loto ~ manala pentina ~ manala tseroka ~ manontsana ~ manorana ~ manoza ~ mifantsana [1.1]
Explications en anglais To wash [1.7]
Explications en français Laver [1.8, 1.5]
 Faire le linge [1.8]
Explications en italien Lavare: Manasa lamba ny reniko (Mia madre lava la biancheria)
Affilare: Hanasa ny antsiko aho (Io affilero il mio coltello)
Sviluppare: Manasa sary ny mpakatsary (Il fotografo sviluppa le fotographie) [1.18]
Exemples Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472]
Morphologie 
Présent : manasa
Passé : nanasa
Futur : hanasa
Impératif : manasà
Mots composés 
Proverbes 

Entrée 2/8 manasà (sasa)
Partie du discours impératif du verbe actif manasa [liste complète]
Explications en anglais Wash [1.26]

Entrée 3/8 manasa (asa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany [1.1]
Explications en français Aiguiser, affiler, râper [1.3]
Mots composés 

Entrée 4/8 manasà (asa)
Partie du discours impératif du verbe actif manasa [liste complète]

Entrée 5/8 manasa (asa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany [1.1]

Entrée 6/8 mañasa
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tanosy] Manohana; manafina [1.78]

Entrée 7/8 mañasa
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taisaka] Miantso [1.78]

Entrée 8/8 manasa
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bezanozano, Taisaka, Tambahoaka, Tanala, Tanosy] Mananasy [1.78]
  [Bara] (mañasa) mananasy [1.78]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/10/27