Entrée | 1 mamotsy |
Radical | 2 fotsy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] to whiten. |
Explications en français |
6 [1.8] blanchir |
Exemples |
7 Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho. [2.649#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 atsimom, mamotsy, matsoim |
Mis à jour le 2023/01/20 |