|
|
|
|

Entrée (1/8)1  manasa
Radical  2  sasa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] manala loto amin'ny rano: lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky.
Explications en anglais  5  [1.7] to wash
Explications en français  6  [1.8, 1.5] laver
7  [1.8] faire le linge
Explications en italien  8  [1.18] lavare: Manasa lamba ny reniko (Mia madre lava la biancheria)
affilare: Hanasa ny antsiko aho (Io affilero il mio coltello)
sviluppare: Manasa sary ny mpakatsary (Il fotografo sviluppa le fotographie)
Exemples  9  Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  manadio, manoza, manontsana, mifantsana, manakobana, manala loto, manala pentina, manala tseroka, mamotsy, manorana
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot manasa

Entrée (2/8)17  manasà
Radical  18  sasa
Partie du discours  19  impératif du verbe actif manasa [Liste complète]
Explications en anglais  20  [1.26#19] wash

Entrée (3/8)21  manasa
Radical  22  asa
Partie du discours  23  verbe actif
Explications en malgache  24  [1.1] Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany
Explications en français  25  [1.3] aiguiser, affiler, râper
Mots composés 

Entrée (4/8)30  manasà
Radical  31  asa
Partie du discours  32  impératif du verbe actif manasa [Liste complète]

Entrée (5/8)33  manasa
Radical  34  asa
Partie du discours  35  verbe actif
Explications en malgache  36  [1.1] Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany

Entrée (6/8)37  mañasa
Partie du discours  38  verbe actif
Explications en malgache  39  [1.78] [Tanosy] manohana; manafina

Entrée (7/8)40  mañasa
Partie du discours  41  verbe actif
Explications en malgache  42  [1.78] [Taisaka] miantso

Entrée (8/8)43  manasa
Partie du discours  44  nom
Explications en malgache  45  [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Bezanozano, Tanala, Tanosy] mananasy
46  [1.78] [Bara] (mañasa) mananasy
Vocabulaire  47  Botanique: fruit

Anagrammes  48  anasam, manasa, manasà, mañasa, nasama

Mis à jour le 2023/10/27