Entrée | 1 mamoky |
Radical | 2 voky |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana |
Explications en anglais |
5 [1.7] to satisfy with food; subvert |
Explications en français |
6 [1.8] rassasier; pousser à la révolte |
Exemples |
7 Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy. [1.123#] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 mitaona, manabontsina, manomefo, mambosy, mandroboka, mandrokiroky, mandraviravy, mamahana, manaotohotsofina, mandrendrika, manadala, mitomanyambonyfe |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mamoky |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |