|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mamahana
Radical  2  fahana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manome hanina, mampihinana: Mbola mamahana ny soavaliny i dada ~ Mamahana ny zanany ny vorona
Manisy fahana: Mamaham-basy
Manodina ny vimiainan' ny famantaranandro mba hahafahany mandeha maharitra: Mamahana famantaranandro
Mampiditra ny kofehy mitsivalana amin' ny lamba tenomina: Efa namahana ny tenona ve izao i Nenibe?
Explications en anglais  5  [1.2] to feed, to tend, to treat hospitably, to make a present to strangers, to weave, or pass the shuttle through the warp; to wind up a spring; to load a gun, etc.
6  [1.7] to offer a gift of food, to feed; to load a gun; to wind a clock
Explications en français  7  [1.3] offrir un cadeau en vivres à un étranger, donner un repas, servir à table, nourrir, donner à manger, donner la nourriture aux animaux, charger une arme, monter une montre, mettre une trame: Mamahana ny havako aho anio (Je donne un repas aujourd'hui à mes parents) ~ Mamahana antsika Andriamanitra (Dieu nous nourrit) ~ Ny voro-manidina mamahana ny zanany (Les oiseaux donnent à manger à leurs petits)
8  [1.8] fournir la nourriture; donner à manger, nourrir; charger un fusil; remonter une horloge
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/3)18  mamahana
Radical  19  fahana
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en malgache  21  [1.1] Mifikitra, mamikitra, misaringotra amin' ny zavatra iray mba tsy hianjera: Saiky nianjera tany an-tevana aho raha tsy namahana tamin' ny vody hazo iray
Manao ditra tsy handeha, mitokona: Namahana teo am-baravarana izy ka tsy nandeha raha tsy norahonana
Explications en anglais  22  [1.2] to hold fast to something, as a balustrade or cord; to place the feet firmly on the ground in supporting anything or resisting any one, or as a cat pulled by the tail clings to the ground with its claws; to rest upon something or some one, as in resting confidently on God; to detain, to prevent from going or being drawn away; to hold to what belongs to another.
Morphologie 
23  Présent :
24  Passé :
25  Futur :
26  Impératif :
Analogues  27  mamahatra, mitokona, mihenahena, mitokozihitra
Mots composés 

Entrée (3/3)29  mamana
Radical  30  fahana
Partie du discours  31  impératif du verbe actif mamahana [Liste complète]

Anagrammes  32 

Mis à jour le 2025/01/21