Entrée (1/3) | 1 fahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera |
Explications en anglais |
4 [1.2] that which is the sustinence or support of another. |
Explications en français |
5 [1.3#137] soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant figuré: obstination |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 17 fahana |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 [1.78] [Taisaka]
sakafo 20 [1.1] Sakafo omem-bahiny Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo! |
Explications en anglais |
21 [1.2] that without which nothing has any consistency nourishment, strength, ration, subsistence, complement that which has been made firm, complete, or solid a gun charge a present of food to strangers the weft in weaving 22 [1.7] a gift of food, food |
Explications en français |
23 [1.3#137] cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration charge d'une arme à feu action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu 24 [1.82] [Taisaka] qu'on nourrit 25 [1.8] cadeau en vivres; nourriture |
Exemples |
26 Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres) [1.3#137] 27 Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre) [1.3#137] 28 Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3#137] 29 Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches) [1.3#137] 30 Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée) [1.3#137] 31 Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu) [1.3#137] |
Vocabulaire |
32 Economie: alimentation |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 47 faha~na |
Partie du discours | 48 circonfixe [Liste complète] |
Anagrammes | 49 |
Mis à jour le 2025/01/21 |