|
|
|
|

Entrée1  akotifahana
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Economie: vêtements
Explications en malgache  4  lamba, izay kofehy avy amin' ny akoty no atao fahany, ary lasoa ny tenany. Tato aoriana anefa, dia nisy fiovana ny hevitry ny teny, ka natao hoe akotifahana koa ny lamba natao tamin' ny lasoa (landy vazaha) ranofotsiny, ary voaravaka, misy sary fatratra: ny sasany aza misoratra, misy lokiny isan-karazany. Lamba tena sarobidy, fara-fihaingoana, ny akotifahana, lafo hatramin' ny ariary zato -- vola be dia be tamin' izany andro izany. [1.10]5  Lamba landy izay vita tenona mihitsy ny sorany [1.1]
Explications en français  6  coutil, tissus en soie du pays avec dessins [1.3]
Synonymes  7  akoty
Mots élémentaires  8  akoty, fahana
Mots composés 

Anagrammes  10  akotifahana, fahatokiana

Mis à jour le 2023/06/12