|
|
|
|

Entrée1  fahamborodamba
Mots élémentaires  2  fahana, voro-damba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Lamba, izay ny tenany rofia ary ny fahany vorodamba [1.1]
Exemples  5  Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. [2.472#]
6  Iarovan-tena amin' ny toe-trandro daholo izay rehetra azo atao: sarotro, gony, fahamborodamba, kapaoty tsy lema tonta, tsy ilaina avokoa. [2.470#]

Mis à jour le 2023/06/12